Tapatapany Tranga samihafa

Fitolahy mpanendaka

Noho ny resaka fanendahana avokoa no nahatrarana ny lehilahy fito tamina faritra vitsivitsy teto an-dreni-vohitra, ny alahady lasa teo.Ny telo lahy tratra teny amin’ny 67 Ha. Teny Manarintsoa sy Isotry kosa ny efa-dahy ambiny. 18 hatramin’ny 41 taona ny salan-taonan’izyfito lahy ireo. Volaza fa efa nisazy ny roa amin’izy ireo.