Tapatapany Tranga samihafa

Fanafihana mpanao gazety

Nisy nanafika tao an-tranony ny mpanao gazety iray miasa amina fahitalavitra tsy miankina iray any Morondava, ny alin’ny alahady lasa teo. Voalaza fa lasan’ireo olon-dratsy ny fitaovana fitondrany miasa toy ny solosaina sy ny fandraisam- peo. Latsaka teo am-bavahady nandritra ny fitsoahan’ireo mpanafika ilay fitaovana fandraisam-peo ka tafaverina amin’ny tompony.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra