Tapatapany

Varotra rongony

Tratra teo am-pivarotana rongony, taorian’ny vela-pandrika nataon’ny polisy tamin’ny alatsinainy lasa teo, ny lehilahy telo, teny Ambohidrazaka Alasora. Nahatrarana fonosana rongony lehibe miisa telo amby dimampolo izay milanja iray kilao mahery tany amin’izy ireo.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra

Loham-baovao