Tapatapany

Fifanenjehana

Nifanenjehan’ny fokonolona ka voasambotra ny tovolahy iray, 18 taona, nanao sinto-mahery teny 67Ha, afak’ omaly. Rojo volafotsy ana vehivavy iray nandeha taksibe no voaroban’io tovolahy io. Natolotra ny polisy ity mpamerin-keloka ity.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra

Loham-baovao