Tra-tehaky ny sakan’ny zandary tany Berivotra 5/5 any Maevatanàna, omaly antoandro ilay fiara tsy mataho-dalana marika « Hyundai Galloper » very teny Ampasampito, afak’omaly hariva. Nokasaina hoentina hitsoaka any Antsohihy ilay fiara, araka ny nolazain’ny olona nitondra azy izay voatazona ao amin’ny tobin’ny Zandarimaria ao Maevatanàna.
Hanome hevitra