Tapatapany

Ben’ny tanana mpanolana

Voatondro ho nanolana zazavavy, 14 taona, tany Antoby Atsinanana, Miarinarivo, ny ben’ny tanàna teo aloha iray. Natolotra ny Fampanoavana, afak’omaly, ka naiditra am-ponja vonjimaika izy.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra

Loham-baovao