Faritra Tapatapany Tranga samihafa

Voahitsaky ny kamiao

Mbola manaraka fitsaboana eny amin’ny hopitaly ilay raim-pianakaviana voahitsaky ny kamiao teny amin’ny lalam-pirenena fahafito, tany Ambohimandroso, ny herinandro lasa teo. Tapaka tamin’io voina nahazo azy io ny tongony.