Faritra Tapatapany

Miaramila voatifitra

Nifampitifitra ora efatra tamin’ny dahalo ireo miaramila avy amin’ny Tafika malagasy nalefa hampandry tany any Anosy, tamin’ny 23 avrily lasa teo. Naratra vokatr’izany ny roa tamin’ireo mpitandro filaminana. Nalefa notsaboiana any Tranomaro sy Taolagnaro izy ireo.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra