Faritra Tapatapany

Fikarohana gadra

Tsy mbola tratra ireo gadra roa lahy sisa tadiavina tamin’ireo enin-dahy nitsoaka ny fonjan’i Maroantsetra, tapa-bolana lasa izay. Mitohy ny fikarohana.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra