Faritra Tapatapany

Fatin-jaza

Nahitana fatin-jazalahikely iray natsingevan’ny rano, tany Ranomafana Fianarantsoa, omaly antoandro. Voalaza fa efa tapaka ny tadim-poitrany. Tombanana ho efa nateraka io zazamenavava io.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra