Faritra Tapatapany

Afaka vonjimaika

Nomen’ny Fitsarana fahafahana vonjimaika ny depiote teo aloha iray rehefa avy avy natolotra ny Fitsarana, afak’omaly, tany Fianarantsoa. Voatonontonona tamin’ny fahatrarana fitaovam-piadiana tamin’ny mpiambina azy io olom-boafidy teo aloha io, tany Isandra. Naiditra am-ponja vonjimaika kosa ny lehilahy iray voalaza fa mpivarotra ireo basy ireo.