Tapatapany Tranga samihafa

Vono olona

Mitohy ny fanadihadiana momba ny fahafatesana lehilahy iray hita faty tsy lavitry ny seranam-piaramanidina tany Antsohihy, tamin’ ny alatsinainy lasa teo. Misy ireo olona ahiahiana efa nofotorana ka notazonina mandrapahavitan’ny fanadihadiana.