Tapatapany Tranga samihafa

Tsena mora

Tsy ampy an’ireo olona niantsena teny amin’ny Tsena mora, ny vary sy menaka, teny Avaradoha, noho ny hamaroan’ny mpiantsena, izay nahatratra arivo mahery nefa voafetra ho an’olona dimanjato ny entana tonga. Nahena ny fatra azon’ny tsirairay nojifaina, vokatr’izany.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra