Tapatapany Tranga samihafa

Halatra lavanila

Lavanila maitso no sarona tany amin’ny lehilahy nitondra gony nifanena tamin’ny andrimasom-pokonolona tany Bemanevika Sambava, tamin’ny herinandro iny. Fantatra fa avy nangalariny ireo lavanila ireo. Natolotra ny mpitandro filaminana izy, taorian’izay.