Tapatapany Tranga samihafa

Fanjairana tampimbava

Nanapa-kevitra ireo mpanorina ny orinasa “Akanjo et Rova Caviar Madagascar” fa hampiasa ny fitaovana eo am-pelantanany hanamboatra ary hanolotra tampimbava ho an’ireo mpiaramiasa aminy, ny fianakavian’izy ireo sy ny manodidina ary ho an’ny mpitondra fanjakana. Amboarina miainga avy amin’ireo tapa-damba, hatao teviny telo, azo sasana ary azo ampiasaina matetika ireo tampimbava ireo.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra