Tapatapany Tranga samihafa

Famatsiana

Nanamafy ny minisitry ny Fambolena sy fiompiana ary ny jono fa tokony ho ampy ny famatsiana vokatra eran’i Madagasikara, toy ny sakafo isan-karazany. Efa nisy ny fijerena ny vokatra niarahany tamin’ireo teknisiana nanamarinana izany. Afaka mivezivezy rahateo ireo fiara mitondra entana.