Ho tapaka ny lalana mihazo an’i Mahamasina manomboka anio amin’ny 12 ora hatramin’ny rahampitso. Manomboka amin’ ny 5 ora hariva kosa ny eny amin’ny manodidina ny farihin’Anosy. Hisy fahapatahana ihany koa io ampahan-dalana io mandritra ny Fetim-pirenena.
Hanome hevitra