Faritra Tapatapany

Vehivavy mpangalatra

Voasambotry ny polisy ny vehivavy iray, 44 taona, tao an-tsenan’i Morafeno Marovoay, ny herinandro lasa teo. Voalaza fa tratra teo am-pangalarana vola telo hetsy ariary tao anaty kitapon’olona izy, tamin’io fotoana io. Naiditra am-ponja vojimaika io ramatoa io rehefa natolotra ny Fampanoavana, afak’omaly.

 

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra