Sosialy Tapatapany

Menaka hosoka

Nandray fepetra ny orinasa mpamokatra ilay menaka fonosotra “baume relax” ka milaza hanamafy ny fanaraha-maso ny vokatra aparitak’izy ireo eny an-tsena manomboka izao. Nampahafanta-rin’ity orinasa ity, tetsy Ankorondrano, omaly fa tsy miova mihitsy ny kalitaon’ireo menaka fanosotra mivoaka ao aminy. Tsiahivina fa menaka fonosotra hosoka miisa sivinjato isa no sarona teny an-
Anosibe, ny talata lasa teo.