Kolontsaina Tapatapany

Fitafy sy sakafo gasy

Isan’ny hanamarika ny andron’i Afrika isika anio eny amin’ny Young Men’s Christian Association Madagascar ( YMCA)
Ambatobe Nanisana amin’ny alalan’ny hetsika ara-kolontsaina hanasongadinana ny maha malagasy.Fitafy malagasy mampiavaka ny faritra maro eto amintsika. Hatolotra eny an-toerana ihany koa ny hainahandro tena Malagasy. Famelabelarana manodidina ny fifidianana solombavam-bahoaka aty Afrika kosa no hanokatra ny fotoana, hoentin’ny ekipan’ny Toro lalana sy ny Bilaogin’i Voniary.