Faritra Tapatapany

Famotorana any Toamasina

Olona efatra no karohin’ny polisy any Toamasina noho ny raharaha vono olona nahafatesana olona telo mianaka tany an-toerana, herinandro lasa izay. Fantatra fa mpiambina ny iray amin’izy ireo. Havan’ireo namoy ny ainy ny olona iray hafa.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra