Tapatapany

Fanjairana tampim-bava

Nanapa-kevitra ireo mpanorona ny orinasa “Akanjo et Rova Caviar Madagascar” fa hampiasa ny fitaovana eo am-pelatanany hanamboatra ary hanolotra tampim-bava ho an’ireo mpiara-miasa aminy, ny fianakavian’izy ireo sy ny manodidina ary ho an’ ny mpitondra fanjakana. Amboarina miainga avy amin’ireo tapa-damba, hatao teviny telo, azo sasana ary azo ampiasaina matetika ireo tampimbava ireo.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra