Tapatapany

Fandrobana teratany vahiny

Voaroba ny teratany vahiny iray nandalo teny amin’ny 67 Ha, tamin’ny alahady tolakandro lasa teo. Nijokojoko avy tao aorian’io teratany vahiny io sy nanokatra ny kitapony ary naka ny finday ny lehilahy iray. Nisy nahatsikaritra izany ka nifanenjehana ilay mpanendaka. Nanampy tamin’ny fenenjehana ny polisy niasa teo akaiky teo. Tratra ilay lehilahy. Mbola teny aminy ny finday avy norobahiny.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra