Tapatapany

Fandikàna toromarika

Maro amin’ireo olona no tsy nanaraka toromarika momba ny tsy hivoahana ny trano mandritra ny 15 andro. Betsaka ireo namonjy tsena toy ny tetsy Besarety sy teny Namontana, Ambohipo. Toy izany koa ireo mpitarika posy sy sarety, mpanera izay nipetrapetraka teny amorondalana. Milaza ho tsy tamana any an-tranony izy ireo na dia tsy misy asa aza.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra