Tapatapany

Fampianarana

Nampianatra sy nanome soso-kevitra ny ray amandrenin’ny mpianatra manoloana an’izao fiatoan’ny fampianarana izao ny minisitry ny Fanabeazampirenena, fampiofanana arateknika sy arak’asa, Andriamanana Rijasoa Josoa, omaly. Isan’izany ny famakiana boky, fihainoana tantara sy angano, fijerena sarimihetsika, fihainoana vaovao ary kilalao samihafa, saingy tsy mijanona amin’izany, fa hametrahana fanontaniana manodidina ny zavatra hatao ny mpianatra mba hampiasa ny sainy.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra