Tapatapany

Fahatrarana rongony

Nandritra ny fisavana fiara marika “Mercedes Sprinter” iray nataon’ny zandary tany amin’ny lalam-pirenena fahaenina tany Ankerika, distrikan’Antsohihy, tamin’ ny alahady lasa teo no nahatrarana rongony 20 kilao. Natao tsara fono tao anaty valizy ireo zava-mahadomelina ireo. Nosamborina ny tovolahy iray voatondro ho tompon’ny entana.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra