Raharaham-pirenena Tapatapany

Mangina tanteraka

Tsy mbola naneho hevitra ôfisialy mikasika an’ireo fehin-kevitra nosoniavin’ ireo kandidà valo amby roapolo mirona any amin’ny fanemorana ny fifidianana mihitsy ny Praiminisitra Ntsay Christian, hatramin’izao. Tsilian-tsofina fotsiny ihany no nahenoana fa tsy mankasitraka an’io fanemorana ny datin’ny 7 novambra hanatontosana ny fifidianana io ny Lehiben’ny governemanta. Ny Filoham-panjakana mpisolo toerana, Rakotovao Rivo, ihany no efa nanambara ny heviny momba izany.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra