Sosialy Tapatapany

Lalàna Tsarasaotra-Ivato

Araka ny fanambaran’ny tompon’andraikitra dia efa misokatra ary azo ampiasain’ny rehetra nanomboka ny alatsinainy lasa teo ny lalana izay nasiana fanamboarana tetsy Alarobia Tsarasaotra. Efa vita tara na “goudron” ihany koa ny lalàna fidirana eny Ivato saingy mbola misy ampahany tsy vita ny ao an-tenantenan-dalana. Hatreto mbola tsy azon’ny fiara handehanana iny lalana iny Ivato mivoaka Tsarasaotra iny fa miandry ny fahavitan’ny fotodrafitrasa tanteraka.