Raharaham-pirenena Tapatapany

Fisorohana savorovoro

Nanomboka tany Mahajanga, omaly, ny atrikasa handinihana ny fametrahana karazana arofanina hisorohana ny mety hisiana korontana sy savorovoro amin’izao vanim-potoanan’ny fifidianana filoham-pirenena izao. Mandray anjara amin’izany ireo vondrona fiarahamonim-pirenena sy ny mpitandro filaminana ary ny mpanao gazety. Tetikasa vatsian’ny vondrona Eoropeanina ity hatao any Mahajanga maharitra roa andro ity..

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra