Tapatapany Tranga samihafa

Famotorana lalina

Naharitra ora maro ny famotorana nataon’ny mpitsara eo anivon’ny Fampanoavana, omaly, momba ny raharaha fahafatesana vehivavy voadonan’ny vadiny tamin’ny fiara teny Talatamaty, tapa-bolana lasa izay. Tsy mbola nivoaka ny fanapahan-kevitry ny mpitsara, hatramin’ny fiafaran’ny tolak’andro..