Tapatapany Tranga samihafa

Fakàna an-keriny ankizy

Fantatra fa vola folo tapitrisa ariary no nomena an’ireo jiolahy ho takalon’ny famotsorana an’ireo ankizy efatra mianadahy nalaina an-keriny tany Maevatanàna, andro vitsy lasa izay. Efa tafaverina amin’ny fianakaviany ireo ankizy ireo, ankehitriny. Mitohy ny fikarohana an’ireo olon-dratsy..

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra