Tapatapany Tranga samihafa

Namoizana aina

Nahafaty mpandeha iray ny loza nahazo ny fiara marika “Mercedes Sprinter” iray tany Manankazo-Maevatanàna, afak’omaly. Olona valo hafa naratra. Taksiborosy nikasa hihazo aty Antananarivo io fiara io izao tra-doza izao.