Sosialy Tapatapany

Fiaraha-miasa

Niresaka ny olana sedrain’ny sehatry ny fambolena eto Madagasikara tamin’ny Ambasadaoron’i Etazonia, Michael Pelletier sy ny tale jeneralin’ny fandaharanasa amerikana ho an’ny fampandrosoana (USAID), John Dunlop ary ny talen’ny fandraharahana Rakotoniaina Marina ao amin’ny minisiteran’ny Fambolena, Fiompiana sy Jono, omaly. Hijery ny hampidirana ny tantsaha amin’ny tsena vaovao eto an-toerana sy ny tsenam-paritra ary iraisam-pirenena izy ireo.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra