Sosialy Tapatapany

Fanampian’Ambatovy

Manampy ireo tantsaha hanitatra ny lalam-barotra ny tetikasa Ambatovy. Tanjona ny hanampiana ny tantsaha hanome lanja kokoa ny vokatr’izy ireo eo imason’ny mpandraharaha eo amin’ny lafiny toekarena, mba hahafahany manitatra ny lalam-barotra ho azy ireo. Tohana eo amin’ny lafiny teknika sy fanomezana akora ary ny fikarakarana fitsidihana any amin’ny faritra hafa no ataon’izy ireo amin’izany.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra