Sosialy Tapatapany

Fanadinana katolika

Nifarana omaly ny fanadinana BEPC ho an’ireo sekoly katolika. Nisy tamin’ireo laza adina no voalazan’ireo mpiadiana fa mora, raha antonony kosa ny sasany. Mbola tsy fantatra ny fotoana hivoahan’ny valim-panadinana.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra