Tapatapany

Hala-jaza

Voatazona am-ponja vonjimaika, eny Antanimora, ny vehivavy mpiasa an-trano voarohirohy ho nitondra an-keriny zazakely, herintaona sy tapany, zanaky ny mpampiasa azy teny Androndrakely, tamin’ny herinandro lasa teo. Nogadraina ihany koa ny mpamily fiarakaretsaka niray tsikombakomba taminy tamin’ny fitaomana ny entana halatra nalaina niaraka tamin’ilay zaza.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra