Tapatapany

Fanafihana Sinoa

Tra-tehaky ny polisy ny sasany tamin’ireo jiolahy nanafika fivarotana tany Iharana, tamin’ny volana oktobra lasa teo, izay nahafatesana lehilahy lehibe teratany sinoa. Voa­sambotra voalohany ny lehilahy roa. Tratra ihany koa ny roa hafa nampiantrano azy ireo. Samy notanana am-ponja vonjimaika izy efa-dahy ireo.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra