Tapatapany

Fahitana razana

Hita faty tao an-tranony tany Morarano II Toamasina ny vehivavy iray, manodidina ny 24 taona, tamin’ny alatsinainy lasa teo. Voalaza fa noho ny daroka nahazo azy no nitarika ny fahafatesany. Tsy fantatra ny olona namono azy.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra