Raharaham-pirenena Tapatapany

Fadintseranana

Manan-kery manomboka anio ny laharana maitso “360” eny anivon’ny fadintseranana malagasy. Noho ny fitarainan’ireo mpanjifa amin’ny fomba fiasa sy ny fitarazohan’ny famoahana sy fampidirana entana eny amin’ny fadintseranana no anton’izao. Ankoatra izay dia azo antsoina koa io laharana io raha te hangata-baovao mivantana momba an’ireo antontan-taratasy ilaina amin’ny famoahana sy fampidirana entana ireo mpanjifa.