Tapatapany

Taksibe tapaka hisatra

Nahadona môtô ity taksibe teny Analamahitsy omaly antoandro. Naratra ilay mpanamory kodiaran-droa. Fantatra fa fahatapahan’ny hisatra teo amin’iry fiara fitaterana no nahatonga ny loza.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra