Tranga samihafa

Fitsarana herisetra

Hotsaraina anio eny amin’ny lapan’ny Fitsarana Anosy ny raharaha fampijaliana zaza mianadahy teny Ambohijanaka, raha tsy misy ny fiovana. Samy haseho ny mpitsara eny ny reny niteraka azy mianadahy sy ireo mpivady mpitaiza izay nogadraina vonjimaika noho ny fanaovana ny herisetra.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra