Tapatapany

Famotorana mpamily

Naharitra ora maro ny fandraisan’ny Fampanaovana ny raharaha lozam-pifamoivoizana nitranga teny Imerinafovoany sy Ambohibao, tamin’ny sabotsy 17 jona vao maraina be. Natolotra ny Fitsarana ny mpamilin’ny fiara tsy mataho-dalana nitera-doza tamin’ny fahapotehana trano iray sy fiara iray hafa.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra