Tapatapany

Fakàna an-keriny

Mitaky vola tapitrisa ariary ireo jiolahy naka an-keriny ny lehilahy iray 40 taona tany Mahatsinjo-Kandreho, tamin’ny faran’ny herinandro teo. Lasa nanao hazalambo azy ireo hatrany Andriba-Maevatanàna ny tafika sy zandary. Tratra roa tamin’ireo mpaka an-keriny raha karohina hatrany kosa ilay lehilahy lasibatra.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra