Raharaham-pirenena Tapatapany

Fanendrena.

Tapaka tao anatin’ny Filan- kevitry ny minisitra teny Iavoloha, ny alarobia lasa teo, ny fanendrena olom-panjakana ambony, toy ny Sekretera jeneraly vaovaon’ny governe- manta Razanadrainiarison Rondro Lucette. Nisy ihany koa ny fanendrena ny talen’ ny kabinetra eo anivon’ny Fiadidiana ny praiminisitra sy ireo tale ary Sekretera jeneraly eo anivon’ireo departemanta samihafa eo anivon’ireo minisitera.