Tapatapany

Fanafihan-dahalo

Notafihin’ny dahalo ny trano iray tany Ampamata, distri­kan’Ambovombe Androy, tamin’ny alin’ny alatsinainy 12 janoary lasa teo. Nisy ny olona naratra, nandritra izany. Voalaza fa tsy nahazo omby ireo dahalo ka nitondra ankizy natao takalon’aina.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra