Tapatapany

Fahatrarana olon-dratsy

Voasambotry ny miaramila tany Ambohitsimarofotsy distrikan’ Anjozorobe, tamin’ ny zoma lasa teo, ny lehilahy iray voarohirohy ho mpanao fakàna an-keriny. Voalaza fa efa ela no nikarohana azy. Natolotra ny zandary ity lehilahy ity hatao fanadiha­diana.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra