Raharaham-pirenena Tapatapany

Fiverenana hivory

Hanomboka, anio, ny fivoriana tsy ara-potoan’ny parlemanta handinihana an’ireo volavolan-dalàna tsy mbola nankatoavina farany teo. Io no tapaka nandritra ny Filankevitry ny minisitra,tamin’ny talata lasa. Haharitra roa ambin’ny folo andro ity fivoriana ity, ka isan’ ny hodinihina amin’izany ny volavolan-dalàna momba ny fanagiazana an’ireo harena azo tamin’ny fomba tsy ara-dalàna.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra