Raharaham-pirenena Tapatapany

Fahafaham-po

Nilaza ny fahafaham-pony tamin’ny fanatrehana ny fanisam-bato notanterahina, omaly, taorian’ny latsa-bato tamin’ny fifidianana filoham-pirenena fihodinana faharoa ny solontena maharitry ny fandaha- ranasam-pampandrosoan’ny Firenena Mikambana (Pnud), Violet Kakymyoa. Nambarany fa tao anatin’ny mangarahara tanteraka no nanatanterahana izany.