Tapatapany Tranga samihafa

Voadonan’ny môtô

Naratra voadonan’ny môtô, teny amin’ny By-Pass ny lehilahy iray, omaly maraina. Fantatra fa ny tongony no voa mafy. Nandositra ilay kodiaran-droa nanao loza, araka ny fitantaran’ ny olona teny an-toerana.