Tapatapany Tranga samihafa

Fivadihana kamiao

Nivadika teny an-tsisin-dalana ny kamiao iray nandalo tany Ambohimandroso Amparafaravola, omaly. Nitondra vary io fiarabe io. Nieren-doza ny olona tao anatiny. Simba vokatry ny fivadihana kosa ny fiara.